WASHINGTON, 23 Okt. 2011 /PRNewswire-USNewswire/ — Sambany teo amin'ny tantara ny Departemantam-panjakana Amerikana (DOS) no nanombantombana ny lalàna iraisam-pirenena mandrara ny vokatra misy merkiora ao anatin'izany ny famenoana nify volafotsy/amalgam izay misy 50% merkiora ary efa ao am-bavan'ny mihoatra ny Amerikana 122 tapitrisa.

Tsindrio eto raha hamaky ny fanambarana an-gazety iray manontolo.