CHAMPIONSGATE, Fla., Dec. 15, 2016 /PRNewswire-USNewswire/ — Tamin'ny herinandro lasa teo dia nisy andrim-panjakana telo avy amin'ny Vondrona Eoropeana (Parlemanta Eoropeana, Vaomiera Eoropeana ary Filankevitry ny Vondrona Eoropeana) nanao fifanarahana vonjimaika handràra ny famenoana amalgam-nify ho an'ny ankizy eo ambanin'ny 15 ary vehivavy bevohoka sy mampinono nanomboka tamin'ny 1 Jolay 2018. Ireo hetsika any Eoropa ireo dia tohanan'ny International Academy of Oral Medicine and Toxicology (IAOMT), vondrona tsy mitady tombom-barotra izay mamporisika ny ezak'izao tontolo izao hampitsahatra ny merkiora nify.

Tsindrio eto raha hamaky ny fanambarana an-gazety iray manontolo.